Basyvava - basyvava.com

General Information:

Latest News:

« Efa vonona tanteraka Ravalomanana Marc » 29 Jun 2013 | 10:37 am

Efa mandeha ny feo fa amin’ny fiandohan’ny volana Jolay ilay « sommet des quatre » izay ho eo ambany fitarihin’ireo Raiamandreny am-panahy efatra mirahalahy. Efa tokony tamin’ity volana Jona ity izany...

“Efa natomboko hatry ny ela ny fampihavanana” 29 Jun 2013 | 10:35 am

Gaga amin’ny fihazakazahana amin’ity lazaina ho fampihavanana ny samy Malagasy ity ny tenako, hoy ny Profesora Zafy Albert. Izaho, hoy izy no efa nanao ny fampihavanana tamin’ireo Filoha telo teo aloh...

Mandrahona basy ireo vahoaka mitaky ny fialany ? 29 Jun 2013 | 10:32 am

Misavorovoro tanteraka ary tsy mbola milamina ny toe-draharaha ao Morombe amin’izao manodidina ny fitakian’ireo vahoaka ray aman-drenin’ny mpianatra miaraka amin’ny mpampianatra ny fialan’ny Sefo Cisc...

Hitondra fiononana sa handevilevy ? 28 Jun 2013 | 10:41 am

Nivoaka indray izany ny sazy teo amin’ny fivoriana tany ivelany notarihan’ny GIC. Ny fanesorana azy telo mianaka tsy ho kandida ihany no tanjona, ary hisy firaisana hevitra ny hanagiazana ny kaontin’i...

Mihatra anio ny fiakaran’ny saran-dàlana Ar 400 28 Jun 2013 | 10:38 am

Tapitra ny fampiomanana. Manomboka anio, hiakatra ho Ar 400 ny sarandàlana ho an’ny taxibe, zotra 133, 143 ary A mampitohy an’Itaosy sy Analakely, raha Ar 300 izany teo aloha. “Tsy fampiakarana fa fan...

Voaantso eny Fiadanana, nampitahorina ny vady aman-janany 28 Jun 2013 | 10:35 am

“Raha misy làlana mandrara ny kandidà Lalao Ravalomanana tsy afaka arovan’ny sivily, ary raha misy làlana mandrara ny sivily hiantoka ny fiarovana ny kandidan’ny mpanohitra dia hiala tsy hiaro azy int...

Mpaminany fopla 28 Jun 2013 | 10:34 am

Mandehana manao volo maraina fa tena ilaina ny fijejojejoana raha ny anio, aza variana amin’ny fiantsenana sy ny fanangonana fripy intsony aloha, fa ny vatana sy ny endrika no karakarao tsara. Ataovy ...

Te-hanamarina ny hala-pihinana 28 Jun 2013 | 10:32 am

Io kifonofono io hatrany no mahavoa antsika ! Tsy maninona mihitsy, na ho tetezina daholo aza ny firenena rehetra ao anatin’ny vondrona SADC sy ny firenena maneran-tany, mba hivorivoriana ho an’ny rah...

Niarahaba ny vahoaka Malagasy, tsy te ahalala ny mpitondra 27 Jun 2013 | 10:02 am

Nandefa hafatra manokana ho an‘ny vahoaka Malagasy ny filoha Amerikana Barack Obama. Tsy mbola mankatoa ny fitondrana tetezamita ny fitondrana Amerikana ka tsy nanisy resaka akory ny amin’ny mpitondra...

Izay lalovany, dia babony avy hatrany 27 Jun 2013 | 10:00 am

Olona re izao mameno ny lalana diavin’io neny izao. Ankizy tanora sy ny zoky olona, dia tsy maharay lamba, avokoa, fa tsy maintsy mihazakazaka manemitra ny lalana izay lalovany, ary dia mankahery azy....

Related Keywords:

basyvava, basy vava, gazety basivava, gazety fitiavana, gazety basy vava, basy vava gazety, gazety basyvava, gezety basy vava, gazety basy vava 24 mai 2011, afo kitay

Recently parsed news:

Recent searches: