Serasera - forum.serasera.org - Lahatsoratra vao tonga

Latest News:

Popetin'dada i neny? 27 Aug 2013 | 05:15 pm

Kilalao saribakolin'i dada hono lalao ozy ny 54% ny olona!

Internet haut débit Cyber tsara 27 Aug 2013 | 10:46 am

mba te hanontany antsika ato hoe iza no fournisseur internet tsara eto Mada raha hanangana cyber : Blueline ohatra ny malaza ratsy fa milatsak b ilay debit 5mb sady matetika tapaka - Telma ohatra laza...

Hitler ve kristianina sa tsia ? 26 Aug 2013 | 06:24 pm

Nahita fanadihadiana iray mahakasika an' I Hitler aho omaly nilaza fa ny antony namonoany ny jiosy dia ny fitadiavana ilay kapoaka nisotroan'i Jesoa farany alohan'ny namonoana azy satria io kapoaka io...

Marina ve ny Evanjely ? Fizaràna voalohany : ny amin'ny porofo manohana azy 26 Aug 2013 | 01:55 pm

Marina ve ny evanjely Tena fitantaran'ny vavolombelona ny tantaran'i Jesoa Kristy ve ny Evanjely @ Testamenta Vaovao, sa niovaova tsikelikely ny tantara ? Finoana an-jambany ve no tokony andraisana n...

Manana kandidà 4 azo hioriranana Ra8 26 Aug 2013 | 12:11 pm

Kandidà 4 azo hioriranana ho an'ny ankolafy Ra8. Source Malaza

misy olana ve ? 25 Aug 2013 | 10:04 pm

sali sali misy blèm nga ny serasera fa toa mihova ny teny soratana ? ohatra: lasa miverimberina foana ny teny we: LOUFOQUE, JE , DANS, PAS, UN teny gasy b zao no soratana d mivadika ho azy mdrrrrrr...

Comment devenir un Chrétien? 25 Aug 2013 | 02:27 pm

Inty ny fijery iray momba ny Kristianina. Citation Avant tout, il est nécessaire de comprendre qu'un Chrétien n'est pas un homme qui se dit Chrétien, ou que d'autres disent Chrétien. Un Chrétien est...

TSY AHAGAGA TSONY NO AHENO FA NIVADIKA TGV I ....... 25 Aug 2013 | 05:32 am

HERY SERASERA !!! satria hita fa efa mihamiha mivadika palitao sy lasalasa TGV zany daholo ndray zao ny ankizy ato aaaaa kobokoboko amle fomba firesaka fa efa misy miainga betsaka ao ,,ka ahagaga ve...

Izao no atao hoe nanary jocker ka sendra vato midofotra 24 Aug 2013 | 08:10 pm

ilay mpitarika mihitsy no tsy izy e! nankaiza daholo le jocker bedabe taminy 2002 reny ooo?? izao ry zanak'i Dada no fitsondrohana taim-bato a! tsy izy tsony ireo mpitarika anareo ireo, soloy na pasoy...

Ny mouvance Ra8 tsy ny vahoaka malagasy rehetra 24 Aug 2013 | 11:38 am

La mouvance Ravalo n'est pas le peuple malgache: a dit Chissano

Related Keywords:

serasera, serasera.org, namana, sera sera, namana serasera, serasera forum, dimby kely, forum fitiavana, tononkira serasera

Recently parsed news:

Recent searches: